Entrée lohatraoka
Mots élémentaires loha ; traoka
Partie du discours nom
Explications en malgache Faritry ny traoka ambony izay ahazoana mamoaka feo; misy taola malemy mivohitra eo anoloan' ny lohatraoka, izay atao hoe traotraoka [1.1]
 Faritra ambony no sady fiandohana amin'ny traokabe [1.13]
Explications en français Larynx [1.13]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/08/18