Entrée | linga | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [Sakalava] Hazo lava mitsatoka eo amin' ny tendron' ny botry roa eo an-kavian' ny lakana haningorana ny tady fanenjanana ny lay [1.1] | |
Vocabulaire | Navigation | |
Anagrammes | langy, linga, ngaly, ngila |
Mis à jour le 2020/07/31 |