Entrée lalitra
Partie du discours nom
Explications en malgache Bibikely misy elany roa fatra-pipetrapetraka eny rehetra eny ka mitondra loto amin' ny tongony na ny faraingom-bava fitsentsefany, ary izany no mahatonga azy ho mpamindra aretina tsy anerany [1.1]
Explications en anglais A fly [Mal. lalat; amboyna lali] [1.2]
 A housefly [1.7]
Explications en français Mouche [1.8]
 Mouche, drosophile [1.13]
Exemples 
1Inona no fanaon' ny olona raha misy lalitra? [2.270]
2Nifanehatra tamin' ireo vitsika izy, sendra moka sy lalitra koa. [2.445]
3Iray fanahy amin' ny lalitra izy ireny, ka ny maloto no mahavelombelona ny ainy. [2.285]
Vocabulaire 
Dérivés 
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Proverbes 
Article 

Entrée lalitra
Partie du discours nom
Explications en malgache Anaran-karatra filalaovana iray izay misy sari-na kodiadiamborona [1.1]
Explications en anglais Clubs at cards [1.7]
Explications en français Trèfle au jeu de cartes [1.3, 1.8]
Vocabulaire 
Synonymes elatra
Analogues  joro ~ samamena ~ tangontsotrobe
  karatra
Illustrations 

Anagrammes 

Mis à jour le 2022/07/30