Entrée kôntinanta
Partie du discours nom
Explications en malgache [ kontinenta ] Tany lehibe midadasika voafaritry ny ranomasim-be: Misy dimy ny kontinenta, dia i Afrika, i Amerika, i Aostralia, i Azia ary i Eoropa [1.1]
 Velaran-tany midadasika ohatra: Afrika [1.13]
 Tany lehibe midadasika voafaritry ny ranomasimbe. Misy dimy ny kôntinanta eto amin'izao tontolo izao: Amerika, Eorôpa, Azia, Aostralia ary Afrika. [1.62]
Explications en français Continent [1.13]
Vocabulaire 
Synonymes tanibe
Analogues  unkLabel:madamala:

Mis à jour le 2020/07/31