Entrée kirobo
Partie du discours nom
Explications en malgache Anaram-bola malagasy ampahefatry ny ariary, izany hoe iraimbilanja sy voamena (1,20F). (Tsarahotsahivina fa ny ariary fahizay dia 4,80F; koa ny kirobo vazaha, izay ampahefatry ny ariary vazaha (5,00F) dia 1, 25. Ireto avy ny anarambola nidiran' ny teny hoe kirobo: lasiray sy kirobo 1,50F; kirobo sy voamena 1,40F; kirobo telo 3,60F; venty sy kirobo 2,00F) [1.1]
Exemples Kirobo an-dafin-tsaha
sikajy an-konahona
[2.131]
Vocabulaire 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31