Entrée kidiadiavorona
Partie du discours nom
Définition malgache Zavamaniry madinika maniriniry eny rehetra eny, miavaka amin' ny raviny telo kely mikambana izay mikombona amin' ny hariva, ataon' ny olona famotsiana ny firavaka varahina na volafotsy (Oxalis repens) [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Nom scientifique Oxalis repens
Synonymes kidiadiamborona

2009/02/24