Entrée kiatondra
Partie du discours nom
Définition malgache  [Betsileo] Anarana iantsoana ireo ahitra maro karazana maniry amin' ny farihy na kamory marivorivo (Jussiaca repens) [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Nom scientifique Jussiaca repens

2009/09/01