Entrée karatra
Partie du discours nom
Explications en malgache Taratasy baoritra fahazoa-miditra amin' ny lanonana na fiara andoavam-bola, izay manamarina fa efa nahaloa vola ny tena: Efapola ariary ny karatra fidirana amin' ity rindran-kira ~ Roanjato ariary ny kara-tsaran-dalana mankany Toamasina [1.1]
Explications en anglais A card, a ticket [1.7]
Explications en français Carte d'entrée, billet [1.8]
Synonymes bie
Mots composés 

Entrée karatra
Partie du discours nom
Explications en malgache Taratasy fanoratana ny karazan-ketra rehetra aloa amin' ny fanjakana
Mitovy hevitra: hajia ~ hetra ~ isam-pangady ~ tongoamihonkona ~ vodihena [1.1]
Mots composés 
Origine Français: carte.
Analogues  karamanga

Entrée karatra
Partie du discours nom
Explications en malgache Baoritra filalaovana misy marika sy sary, ary mitovy soratra ny vohony [1.1]
Vocabulaire 
Synonymes karatra filalaovana
Mots composés 
Analogues  joro ~ lalitra ~ tangontsotrobe ~ samamena
Illustrations 

Mis à jour le 2023/08/21