Entrée kapaika
Partie du discours nom
Définition malgache  [Sakalava, Tanala] hazo madinika izay hanin'ny olona ny vodiny rehefa mosarena ny tany (Tacca artocarpifolia Sern.) [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Nom scientifique Tacca artocarpifolia

Entrée kapaika
Partie du discours adjectif
Définition malgache  [Bara] ritra (rano) [Rakotosaona 1972]

2013/01/11