Entrée kambontenda
Mots élémentaires kambo ; tenda
Partie du discours nom
Explications en malgache Nofo kely roa an-kila sy an-danin' ny amboakelintenda, izay mety hivonto ka miteraka kohakohaka matetika indrindra ho an' ny ankizy, aretin-tenda, sns.; amin' izay dia ny fanalana azy amin' ny fandidiana no tsara hatao [1.1]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/12/11