Entrée kakabemaso
Mots élémentaires kaka ; be ; maso
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazana lolo lehibe izay misy soratra boribory toy ny maso eo amin' ny elany roa
Anara-biby izay fanao fampitahorana fotsiny fa toa tsy misy akory. (Misy milaza koa hoe Kakabenify) [1.1]
Exemples Sao dia arahin'ny kakabemaso, hoy kosa Imanjavelo, Antandroy lahy. [1.335]
Vocabulaire 
Synonymes kakabenify ~ lolompaty

Mis à jour le 2023/12/11