Entrée k
Partie du discours nom (symbole)
Définition malgache Tarehintsoratra fahafolo ary renisoratra fahafito amin'ny abidy malagasy. Nyh no miova hok amin'ny fanakamban-teny: mihinina hena =mihinan-kena. Amin'ny famoronana matoantenin'ny mpanao misy tovona man, dia alatsaka ny k amin'ny ft. ary dia akambana fotsiny amin'ny zanatsoratra manarakaraka ny man: man-kaikitra = manaikitra. [Rajemisa 1985]
Définition française Dixième lettre et septième consonne de l'alphabet malgache. Dans KA final, k devient ordinairement h et quelquefois f, dans la formation des participes et des impératifs: Satroka, satrohy, satrohana, isatrohana; Daroka, darofy, darofana. Après le préfixe MAN, k initial disparaît dans les formes verbales: Kaikitra, manaikitra; Kitikitika, manitikitika; Ketoketoka, manetoketoka; Ketsa, manetsa. [Abinal 1888]
Analogues  abidỳ
Tableaux et planches Les alphabets
Articles 
Illustrations 

Entrée K
Partie du discours nom (symbole)
Définition malgache Singa mivaingana, faha-19 amin'ny firaketan'i Mendeleiev. [3.1]
Définition anglaise Potassium. [3.1]
Vocabulaire 
Nom scientifique k|K

2017/07/02