Entrée jeografia
Partie du discours nom
Explications en malgache Sampam-pahalalana ianarana ny momba ny tany. Misy karazany efatra lehibe ny jeografia: ny mandinika momba ny toetoetra amam-bikan' ny vohon' ny tany jeografia fizika), ny mandinika momba ny fari-ponenan' ny olombelona, ny fitsinjarany araka ny volon-kodiny jeografia mifandray amin' ny olombelona), ny mandinika momba ny vokatry ny tany (jeografia ara-pamokarana), ny mandinika momba ny fitondram-panjakana sy ny fifampikasohan' ny firenena samihafa (jeografia politika) [1.1]
Vocabulaire 
Titres Fianarana jeografia (Rakotonaivo François)
Tantara sy jeografia fitaizana ho isam-bahoaka
Origine Français: géographie.

Mis à jour le 2020/07/31