Entrée jemby
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Enti-milaza olona izay tsy mahita tsara ny masony fa safotry ny vovoka na ny setroka na ny hatezerana, vizana ny maso ka tsy mahita tsara, badenina, manjambena
Mitovy hevitra: badenina ~ farina ~ jambena ~ jenjina ~ mantsafofoka ~ safotra ~ tsy mahita izay ambonin' ny tany ~ tsy mahita ny atsimo sy avaratra ~ voan' ny tamberintany [1.1]
Dérivés 
Proverbes 

Mis à jour le 2020/07/31