Entrée jabora
Partie du discours nom
Explications en malgache Tavin-kena ao anatin' ny omby, menaka tsy voaempo: Ny jabora no nanaovan' ny Malagasy teo aloha labozia
Tavy, menaka: Oadray ny hatavin' iny olona iny! jabora daholo izao io mihonankonana amin' ny tenany io rehefa mandeha izy [1.1]
Explications en anglais Beef tallow [1.7]
Explications en français  [Tankarana] Suif. [1.19]
 Suif [1.8]
Explications en malgache Menaka azo avy amin'ny biby [1.13]
Explications en français Graisse, suif [1.13]
Phytonymes 
Proverbes 

Entrée jabora
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazana hala maitsomaitso [1.1]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31