Entrée ilasiroa
Mots élémentaires ila ; roa
Partie du discours nom
Explications en malgache Anaram-bola izay 0, 50 F ny sandany, ka toy izao no niforonany: ila (voamena) sy roa (voamena) [1.1]
Explications en anglais [roa, two.] fivepence ; lit. one half and two (twopences). Pronounced lasiroa. [1.2]
Exemples Notsapainy ny akanjony rehetra fa tsy nahitany afa-tsy vola ilasiroa tafasisika tany ho any. [2.5]
Vocabulaire 
Autres orthographes 

Mis à jour le 2023/05/31