Entrée horovy
Partie du discours nom
Définition malgache [Hypsipetes ourouvang, Cm., na Hypsipetes madagascariensis, Muller] karazam-boronkely manja mainty ny volony, lavalava ny rambony, mpihinana voankazo, toy ny voan' ny sevabe; eny amoron' ala no be azy; ny fanenony no niavian' ny anarany hoe tsikorovana , fa hoatra ny miteny izany izy rahefa maneno. [Ravelojaona 1937]
Traduction française  [Tankarana] nom d'une espèce d'oiseau. [David 1952 (takila H)]
Vocabulaire 
Nom scientifique Hypsipetes madagascariensis
Synonymes horova ~ horovana ~ sokonina ~ sokoreva ~ tsikorovana

Entrée horovy
Partie du discours nom
Définition malgache Karazam-bahy fanao ody tazo ny fakany [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31