Entrée hemoroida
Partie du discours nom
Explications en malgache Aretina atao koa hoe "mivoaka tsinaim-body", avy amin' ny fivontosan' ny vena amin' ny tapany farany amin' ny tsinay ka manomboka amin' ny hidihidy, na ao anaty na eo ivelany, ary misy ra mandeha; kitso [1.1]
Vocabulaire 
Origine Français: hémorroïde.

Mis à jour le 2020/07/31