Entrée hazombato (hazo, vato)
Partie du discours nom
Définition malgache Hazo lehibe fahita amin' ny faritra atsinanana sy amin' ny afovoan-tany fanaovana trano, fa indrindra fanao kitay sy arina [Rajemisa 1985]
Définition anglaise  [Tanala] a tree whose wood is used in house building [Richardson 1885]
Vocabulaire 
Analogues  hazovato

Entrée hazombato (hazo, vato)
Partie du discours nom
Définition anglaise  [Betsileo] an herb. Kalanchoe orgyalis, Baker [Richardson 1885]
Vocabulaire 
Nom scientifique Kalanchoe orgyalis

2012/12/15