Entrée fitenim-paritra
Mots élémentaires fiteny ; faritra
Partie du discours locution
Explications en malgache Fomba fampiasan' ny faritany isanisany ny teny iombonana. Ao anaty fiteny malagasy, dia misy fitenim-paritany andrefana, manao hoe tihy, taly..., ary fitenim-paritany atsinanana, manao hoe: tsihy, tady [1.1]
 Fomba itenenana ny tenim-pirenena iray miovaova araka ny faritra [1.13]
Explications en français Parler régional [1.13]
Vocabulaire 
Synonymes fitenim-paritany

Mis à jour le 2023/06/12