Entrée fehinkibo
Mots élémentaires fehy ; kibo
Partie du discours nom
Explications en malgache Anjan-koditra na tapa-damba lavalava voavoatra afatotra manodidina ny andilana mba hangeja ny fitafiana tsy tiana halalaka [1.65]
Exemples Endahina ny hodiny anaovana kiraro, pôketra na fehinkibo. [2.117]
Vocabulaire 
Synonymes hetra
Autres orthographes 
Articles 

Mis à jour le 2023/12/10