Entrée fehim-ponenana
Mots élémentaires fehy ; fonenana
Partie du discours locution
Explications en malgache Fifamatoran' ny olona iray fianakaviana na iray fileovana na mifankatia tsotra fotsiny, ka mahatonga azy hifamangy mba ho fanamafisana ny fihavanana isaky ny misy hafaliana, fa indrindra raha misy manjo [1.1]
Vocabulaire 
Synonymes fehim-pihavanana

Mis à jour le 2023/12/10