Entrée fanjifana (jifa)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fandaniana tanteraka [1.13]
 Fandaniana atao amin' ny hanina aman-tsakafo mbamin' ny entana fampiasa amin' ny asa aman-draharaha [1.62]
Explications en français Consommation [1.13]
Exemples Eo anatrehan' izay, ny fivoaran' ny vidin' ny vary, foto-tsakafo, dia ahitana fiantraikany lehibe eo amin' ny mari-bidy eo amin' ny fanjifana. [4.27]
Vocabulaire 
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31