Entrée |
fanidina
(idina)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fomba fanao raha manidina, mandatsaka anaty lasitra: Toy izao no fanidina lakolosy [1.1]
|
Explications en français | Ce qu’on peut verser, qu’on doit couler, manière de verser [1.3]
|
|
Entrée |
fanidina
(sidina)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fomban' ny vorona manidina, na mandeha eny amin' ny habakabaka amin' ny alalan' ny elatra:
Samy hafa ny fanidin' ny akoho sy ny voromahailala [1.1]
|
Exemples |
1 | Kijejy minaonaona andro valala va no avo fanidina?
[2.131]
|
2 | Ary ny toloho, dia alakaosy : fa vorona iva fanidina ny toloho.
[2.48]
|
|
Vocabulaire |
Proverbes |
|