Entrée fandrenesana (re)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fahafantarana feo
Fahazoan' ny olombelona mifandray amin' ny zavatra manodidina azy ka ahafantarany ny momba ny tsirony, ny fofony, ny feony sy ny hamafiny: Misy efatra ny fandrenesana ka ireto avy ny organina aminy: ny lela, ny orona, ny sofina, ny hoditra amin' ny tena manontolo, fa indrindra ny tanana
Varavaran-tsaina. (Marihina fa ny fahitana dia tsy mba voafaoka ho anisan' ny fandrenesana) [1.1]
Explications en anglais The sense of hearing; also used of other senses [1.7]
Explications en français L'ouïe ; sensation en parlant des autres sens, sauf la vue [1.8]
Exemples 
1Endrey ny alahelo amy ny fandrenesana izany! [2.59]
2Azo lazaina ihany koa fa tsy manafintohina loatra ny fandrenesana azy io. [1.519]
3Nampandraiki-marary azy mihitsy ny fandrenesana, fa nanaiky tokoa Razaimalala. [2.324]
Vocabulaire 
Mots composés 
Analogues  fahitana ~ fanamboloana ~ fitsapana ~ fitsiroana

Mis à jour le 2023/09/10