Entrée | fandiorano | |
Mots élémentaires | fandio ; rano | |
Partie du discours | nom | |
Explications en anglais | A species of snipe [1.2] | |
Vocabulaire | Zoologie: oiseaux | |
Proverbes | Proverbes contenant le mot fandiorano | |
Entrée | fandiorano | |
Mots élémentaires | fandio ; rano | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [Tanala] Karazan-tsikovoka kely mpiriaria eny ambony na imbetika anaty rano [1.78] | |
Bibikely maintimainty, karazana tsikovoka monina amin' ny ranomamy, kinga aoka izany raha hilomano ary manao andiany matetika sady manao antaitrika no mitranga ombieny ombieny. Anarana entiny amin' ny ankamantatra: Ingory (Inona àry izany: ritra ny rano, hafaladian' Ingory; tondraka ny rano, hafaladian' Ingory ?) [1.1] | ||
Explications en anglais | A water-beetle [1.2] | |
Vocabulaire | Zoologie: invertébrés | |
Anagrammes | fandiorano, firodonana, ifondroana |
Mis à jour le 2024/03/21 |