Entrée fandatsahana (latsaka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fametrahana sy fandrafetana (biriky, vato): Mila fahaizana ny fandatsahana biriky hanaovan-trano
Fampirotsahana (orana): Sao dia misy mahay fandatsahana orana aminareo, ry zalahy, fa tsy anerany ity hain-tany!
Fampidirana: Rahampitso no fandatsahana ankizy hianatra
Fanatodizana: Saika matetika amin' ny maraina tahaka izao no fandatsahan' Ikalamavo
Fampihenam-bidy: Mba mangataka fandatsaham-bidy re, fa aza dia mitokozihitra tahaka izao [1.1]
Mots composés 

Entrée fandatsahana (latsaka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitsitsiran'ny ranontsirilahy rehefa miray ny lahy sy ny vavy [1.13]
Explications en français éjaculation [1.13]
Vocabulaire 
Synonymes tsitra

Mis à jour le 2023/09/14