Entrée fanalana (ala)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanesorana: Tsy nankasitrahan' ny olona ny fanalana ilay mpampianatra [1.1]
Explications en anglais [Rel. s. from manala (ala).] That which removes anything. [1.2]
 The act of removing [1.7]
Explications en français Action de prendre, d'ôter [1.8]
Exemples Mila fahaizana koa ny fanalana ny hena hatao tono manimanitra. [2.245]
Synonymes fanala
Mots composés 

Entrée fanalana (ala)
Partie du discours nom
Explications en malgache Asa marika, fanesorana isa kely amin' ny isa lehibe noho izy: Firy ny valin' ny fanalana telo ambin' ny folo amin' ny roapolo [1.1]
Explications en français Soustraction [1.13]
Vocabulaire 
Synonymes fangalana
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/09/02