Entrée fanafihana (tafika)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanatonana mba hamely amin' ny basy aman-defona; fibosesehana hanafika [1.1]
 Fananiham-bohitra na fandravana an-keriny ny tanin'olona amin'ny ady [1.13]
Explications en français Invasion [1.13]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31