Entrée |
famoaka
(voaka)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fomba entina mamoaka [1.1]
|
Explications en français | Ce qu'on peut faire sortir, montrer, manière de montrer [1.3]
|
Mots composés |
|
|
Entrée |
famoaka
(voaka)
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Azo avoaka [1.1]
|
Exemples | Tsy famoaka any ivelany izany.
[2.472]
|
|
Entrée |
famoaka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Bibikely ampidirina amin' ny lavaky ny angely mba hamoaka sy hihantsy azy hivoaka hampiadina [1.1]
|
Explications en anglais | Any insect used in ferreting out the antsiondahy from its hole.
[1.2]
|
Vocabulaire |
|