|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 F ~ f
![]() |
| Sokajin-teny | 2 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tarehintsoratra fahadimy ary renisoratra fahatelo amin'ny abidy malagasy,
4 mitonona hoefi nafe. 5 Miova ho p amin'ny fanakambanan-teny tsotra 6 (latsaka-faka = latsa-paka), fa maty fotsiny kosa 7 amin'ny famoronana matoantenin'ny mpanao mitovona man, 8 izay tonga mam amin'izay: man + fototra = mamototra. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 the fifth letter of the Malagasy Alphabet. It is sounded like f in father, or ff in off. When a word beginning with f is joined to another word ending in -na (or-ny), -ka, or -tra to make a compound word, the f becomes p, the -na becomes m, and the -ka or -tra is omitted, as: anaram-pody (anarana and fody); sitra-po (sitraka and fo); tongoparafara (tongotra and farafara). When the verbal prefix man- is joined to words beginning with f, the f is elided and the n becomes m, as mametra (man- and fetra).
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 La cinquième lettre et troisième consonne de
11 l'alphabet malgache. [1.3] |
| Mpanahaka | 12 abidy |
| Tsanganana sy sary iray takila |
13 Ny abidia |
| Lahatsoratra | 14 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/3) | 15 f~ |
| Sokajin-teny | 16 tovona [Fitanisana] |
| Teny iditra (3/3) | 17 F
![]() |
| Sokajin-teny | 18 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
19 Singa mietona, fahasivy amin'ny
20 fisokajiana miherina. [3.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
21 Fluorine
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 Fluor
[3.1] |
| Voambolana | 23 Simia |
| Tsanganana sy sary iray takila |
24 Fisokajiana miherina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|