Entrée enina
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Dimy ampiana iray: Enim-bolana ny tapa-taona [1.1]
Explications en anglais Six [1.7]
Explications en français Six [1.3, 1.5, 1.8]
Symboles internationaux  6
VI [3.1]
Exemples 
1Angamba tokony ho fahatelony io enin'arivo io no sisa velona [2.59]
2Tokony ho tamin' ny enina hariva izahay nondao an' i Toamasina [2.471]
3Ao anatin' ny enim-bolana nametrahana ny kaonty no amoahany ny heviny [4.27]
4Na izany aza anefa ny fahasahirananay dia mba manana ny tranonay izahay eni-mianaka [2.445]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : enina, enin', enin-, enim-, eni-
Dérivés 
 
Mots composés 
Ethnonymes 
Tableaux et planches Les nombres
Addition
Multiplication
Article 

Entrée enina
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Mahazo ny anjara sahaza ny tena: Enin-kaja izahay, tompoko, amin' izao fandraisana ataonareo izao ka misaotra indrindra [1.1]
Explications en français Qui a sa part, pourvu, participant [1.3]
Exemples Kibobo tsy enina ny vary va aho
ka hanery ny vato madinika?
[2.131]
Dérivés 
Mots composés 

Mis à jour le 2023/05/18