Entrée divay
Partie du discours nom
Définition malgache Karazan-kazo salasala [Rajemisa 1985]
Traduction française Ketmie oseille [Rajemisa 1985]
 (du français « du vin »).
¶  [Sakalava] Hibiscus sabdariffa L. (Malvaceae).
¶  [Betsimisaraka, Bezanozano, Tanala] Vitis microdiptera Baker (Vitaceae) (voir famakientana). [Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Nom scientifique Hibiscus sabdariffa, Vitis microdiptera

Entrée divay
Partie du discours nom
Définition malgache Zavapisotro vita amin' ny ranomboaloboka navela hiketriketrika; misy alkaola eo amin' ny 11-12° eo ho eo ny divay ka mahamamo sy manimba raha sotroina betsaka; mety hahasalama kosa izy raha sotroina amin' ny fotoanan' ny sakafo ka tsy mihoatra ny androatokon' ny litatra amin' ny sakafo mandritra ny ny andro [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise wine [Hallanger 1973]
Traduction française vin [Hallanger 1974]
Origine Français: du vin.
Articles 

Mis à jour le 2020/07/31