Entrée | dinta | ||
Partie du discours | nom | ||
Explications en malgache | Karazana kankana monina eny an-tanimbary sy eny amin' ny honahona ary mitsentsitra ny ra; mora mipetaka amin' ny tenan' ny olombelona ny dinta noho ireo tandrony roa fanandrohany eo amin' ny lohany sy ny vodiny, izay indray mitsentsitra daholo; avy amin' izany no nahatonga ilay ohabolana hoe: Mihinan-droa tahaka ny dinta [1.1] | ||
Explications en anglais | A leech. Linta is used in the provinces [Mal. lintah] [1.2] | ||
A leech [1.7] | |||
Explications en français | Sangsue [1.8] | ||
Vocabulaire | Zoologie: invertébrés | ||
Mots composés |
| ||
Toponymes |
| ||
Analogues | dintamborona ~ dintanala ~ dintandrano | ||
Proverbes | Proverbes contenant le mot dinta | ||
Anagrammes | danty, dinta, ndaty |
Mis à jour le 2023/08/11 |