Entrée didimananjara
Mots élémentaires didy ; manan-jara
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomban' akanjo atohy amin' ny tenany eo ambonimbony manandrify ny tratra, fa tsy mba eo amin' ny valahana: Hasiana didimananjara, hono, ny akanjon-dRasoa
Ny akanjo misy izany fomban' akanjo izany: Mitondra akanjo didimananjara Ramavo [1.1]
Explications en anglais [ didy manan-jara ] A method of cutting out women's garments [1.2]
Exemples Sarifilanelina didimananjara daholo, na lehibe na kely, na lahy na vavy. [2.472]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/11/20