Entrée dabolera
Partie du discours nom
Explications en malgache [fr. doublure] Sosony na saikiny zairina ao anatin' ny akanjo na ny satroka mba hampahateza ny eo ivelany ary hahatsara azy satria manenjana sy manatevina azy: Daboleran-tsatroka [1.1]
Explications en anglais The lining of garments, hats, etc. [Fr. doublure] [1.2]
Explications en français Doublure [1.3]
Vocabulaire 
Origine Français: doublure.

Mis à jour le 2020/07/31