Entrée c
Partie du discours nom (symbole)
Définition malgache Tarehintsoratra ary renisoratra tsy hita amin'ny abidy malagasy, fa hita amin'ny abidy anglisy, frantsay, sns. [3.1]
Nom scientifique c
Analogues  abidỳ ~ Les alphabets  ~ Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Illustrations 

Entrée C
Partie du discours adjectif
Définition malgache marika romana izay milaza ny isa 100 [3.1]
Vocabulaire 
Tableaux et planches Les nombres

Entrée c
Partie du discours nom (symbole)
Définition malgache ilazana ny halakim-pandehan'ny hazavana ao amin'ny habaka ny c amin'ny marika ifanekena fisika: c dia mira aminy 299.792,5 kilômetatra isan-tsegondra (300.000 noboroboriana). [3.1]
Vocabulaire 
Nom scientifique c

Entrée C
Partie du discours nom (symbole)
Définition malgache  dionariña na karbônina. Singa mivaingana, fahenina amin'ny firaketan'i Mendeleiev. [3.1]
Définition anglaise carbon [3.1]
Définition française carbone [3.1]
Vocabulaire 
Nom scientifique c|C

2017/07/02