Entrée | bitro | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en malgache | Biby fiompy fihinana sahala habe amin' ny saka, saingy lava sofina sy mihinana ahitra na zavamaniry. [1.1] | |||
Explications en anglais | A rabbit [1.2] | |||
A rabbit, a hare [1.7] | ||||
Explications en français | Lapin [1.3, 1.54, 1.8] | |||
Exemples | Ny bitro dia mahagaga ny Malagasy loatra fa mbola tsy hitany, ka noheveriny ho voalavo makadiry.
[2.649] | |||
Vocabulaire | Zoologie: mammifères | |||
Synonymes | rabitro | |||
Mots composés |
| |||
Phytonymes |
| |||
Origine | Anglais: rabbit. | |||
Proverbes | Proverbes contenant le mot bitro | |||
Anagrammes | bitro, botry |
Mis à jour le 2023/08/11 |