Entrée atidoha
Mots élémentaires aty ; loha
Partie du discours nom
Explications en malgache Foiben' ny nerva ao anatin' ny karandohan' ny olombelona sy ny biby lehibebe, itoeran' ny herin' ny saina, ny sitrapo ary ny fandrenesana rehetra. Ny atidoha dia tenan-javatra malemilemy toa mihonankonana mivalombalona ka tanteraka hatrany anatiny ny soritsoritra aminy: fotsy ny ivelany ary vasobasoka ny ao anatiny; betro. [1.1]
Explications en anglais The brains. [1.2]
 The brain [1.7]
Explications en français Le cerveau [1.8]
Exemples 
1hafa ilay olona voan'ny tazo dia mety voan'ny tazon'ny atidoha izy. [2.424]
2Fomba fisehoan' ny tsy-fahatantesana onja koa, dia ny fivadihana atidoha. [2.472]
Vocabulaire 
Mots composés 

Mis à jour le 2023/05/27