Entrée antenimieram-pirenena
Mots élémentaires antenimiera ; firenena
Partie du discours locution
Explications en malgache Anarana iantsoana ny fivorian' ny Solombavam-bahoaka, izany hoe ireo olona nofidin' ny vahoaka tamin' ny latsabato ho solontenany amin' ny famolavolana sy fanaovana lalàna [1.1]
Explications en français Assemblée nationale [1.5]
Vocabulaire 
Titres Fivoriamben' ny Antenimierampirenena 2017 (antenimieram-pirenena)
Ouvrages littéraires Fivoriamben' ny Antenimierampirenena 2017

Mis à jour le 2023/08/16