Entrée ankasarotana (sarotra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Faritra eo ambanin' ny kibomalemy misy ny fananahana amin' ny tenan' ny olombelona: Anisan' ny maharary raha misy voadona eo amin' ny ankasarotana [1.1]
Vocabulaire 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/05