Entrée anamafaitra (anana, faitra)
Partie du discours nom
Définition malgache Karazan' anana saika toy ny anamamy ngita kely, saingy mangidy aoka izany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise An esculent herb. Solanum nigram, L. [Richardson 1885]
Vocabulaire 
Nom scientifique Solanum nigram
Exemples Fady ny Rafantaka: ny fantàka tsy ataina ; ny halana tsy aiditra ao an-trano raha mantsàka fa avela eo alatrano; ny hanina antokoana tsy todirana (tsy andramana eo an- tokoana fa entanina any ambany vao hanina); ny anantarika ; ny anamafaitra ; ny anandrambo. [Callet: Tantara, page 201]
Citations 

2014/06/02