Entrée ampy
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Antonona an' izay ilaina, sahaza: Tsy mbola ampy izao fahaizanao izao fa mbola tokony hianatra ihany ianao / Efa ampy ny variko, tompoko, fa misaotra. [1.1]
Explications en anglais Sufficient, enough [1.2, 1.7]
 It governs the accusative case, as Ampy anao izany (That is sufficient for you). [Mal. sampai.] [1.2]
Explications en français Suffisant [1.8, 1.13]
 Assez [1.8]
Dérivés 
Mots composés 
Analogues  antonony ~ sahaza
Proverbes 

Entrée ampy
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taimoro, Tanosy] Kotrobaratra, varatra [1.78]
Explications en anglais  [Provincial] The thunder which comes near [1.2]
Vocabulaire 

Entrée ampy
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Betsimisaraka] Karazan-javamaniry izay maraorao ny raviny ka raha vao mikasika ny raviny dia mivonto ny hoditra [1.78]
Explications en anglais  [Betsimisaraka] A shrub (or tree?) from the fibre of which a kind of string is made [1.2]
Explications en français (nom donné à plusieurs plantes urticantes).
[Bezanozano, Sakalava, Tsimihety] Urera longifolia Wedd. (Urticaceae). Voir ampilela, ampilelavarika, ampimbato. [1.196]
Nom scientifique Urera longifolia
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/04/20