Entrée ampela
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taimoro] zazavavy [1.78]
  [Bara, Betsileo, Taisaka, Tandroy, Tanosy] vehivavy [1.78]
  [Betsileo] Vavy [1.78]
  [Tandroy] Vady: Mba ampela soa iñeo [1.78]
 Vehivavy, tovovavy [1.1]
Explications en anglais A girl, a woman. See vehivavy. [1.2]
  [Provincial] A girl or woman [1.7]
Explications en français  [Tankarana] Femme, fille. (Vaiàvy). [1.19]
  [Provincial] Jeune fille, femme [1.8]
Exemples 
1O Z' ampela roy e! [2.606]
2Eka, hoy ampela ehy. [2.150]
Dérivés 
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes 

Entrée ampela
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavatra boribory toy ny lelavola na ny felana mivohon-tsotro ny tavany ilany, ary misy loaka eo afovoany amin'ny tavany ilany ao ambadika, mba hitsofohan'ny tahony; ny ampela dia atao fanantsodiana na fanasinana ny kofehy hotenomina [1.1]
Explications en anglais A spindle, used for spinning or winding cotton, silk, etc. [1.2]
 A spindle [1.7]
Explications en français Fuseau ; quenouille [1.8]
Exemples ary mihazona ny ampela ny rantsan-tanany. [2.996]
Mots composés 
Proverbes 

Entrée ampela
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Sakalava] Rivotra avy andrefana [1.1]
Vocabulaire 
Hypéronyme rivotra
Co-hyponymes alapoie, ambarao, ampalo, animbaratra, anina, anindambo, anintafara, fandohotse, radraty, rambondanitra, raorao, rea, sikilaonina, sobe, tadio, tafiodrivotra, tafiotra, tsitoly, varatraza, variona

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/10/20