Entrée | amiba | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Karazana mikraoby bibikely, mivelona ao anaty rano maloto, ka miteraka ny aretina atao hoe fivalanandra amibianina raha tafiditra any anatin' ny tena [1.1] | |
Kazaram-biby tokan-tsela miaina ao anaty rano [1.13] | ||
Explications en français | Amibe [1.13] | |
Vocabulaire | Santé | |
Origine | Français: amibe. | |
Anagrammes | ambay, ambia, amiba |
Mis à jour le 2020/07/31 |