Entrée amany
Partie du discours nom
Explications en malgache Rano maloto avy amin' ny tenan' ny olombelona, izay miforona ao amin' ny voa ary miangona ao amin' ny tatavia alohan' ny hivoahany any ivelany
Fivalanan-drano, siritra [1.1]
Explications en anglais Urine [1.2, 1.7]
Explications en français Urine [1.8, 1.13]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : amany, amaniko, amaninao, amaniny, amanintsika, amaninay, amaninareo, amanin', amanin-, amanim-
Dérivés 
 
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/10/19