Entrée aloiloy
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazana lalitra madinika kely izay manidintsidina manao andiany be dia be rehefa takariva, na aorian' ny orana, ary velona ora vitsivitsy monja [1.1]
Explications en anglais A gnat, a small fly. [1.7]
Explications en français Moucheron. [1.8]
Vocabulaire 
Synonymes aloy

Mis à jour le 2020/07/31