Entrée alobotra
Mots élémentaires alo ; botra
Partie du discours nom
Explications en malgache Aretina noheverin' ny razana fa mahavoa ny zaza. Vaventy nefa mihodrahodra ny zaza lazainy fa misy alobotra, mavesatra koa ny zaza izay vaventy noho ny fahasalamany dia mavibika, fa tsy mba mahavesatra toy izany. Dia ambarany koa fa mpivalambalana ny zaza misy azy, ka ny fivalanana mandeha amin' izany dia mitsiloliloly, izay lazainy fa aretina mivoaka. [1.10]
 Aretin-jaza mahatonga azy hihodrohodro, ho botabota toa matavy rano [1.1]
Explications en anglais [botra, plump.] A disease of children which makes them look plump. [1.2]
Exemples 
1fa nony nakekena, ny anankiray rombina, ary ny anankiray alobotra. [2.69]
2Mifanohitra amin' io alofisaka io kosa ny alobotra izay mahatonga ny zaza ho diso fitombo loatra ka manjary mohaka be. [2.643]
Vocabulaire 
Analogues  alofisaka
Proverbes 

Mis à jour le 2023/02/18