|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Zafimaniry |
| Sokajin-teny | 2 anaram-poko |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zanapoko betsileo, monina amin' ny faritra atsinanan' Ambositra (firaisam-pokontany Antoetra sy Ambohimitombo) malaza amin' ny fahaizan' ny mponina asa sokitra hazo sy vato izay ahavitany fanaka sy sary voakaly izaitsizy
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 Sous-tribu particulièrement intéressante du centre-est de Madagascar, occupant le rebord supérieur de la falaise à l'est de la région d'Ambositra... Les villages, preque tous construits sur les hauteurs, sont en bois...
[1.11] |
| Voambolana | 5 Tantara: firenena |
| Kamban-teny rehetra | 6 Zafimaniry intime ~ Zaho Zafimaniry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|