Entrée Tahân > taha-
Partie du discours forme morphologique de tahaka
Mots composés 

Entrée Tahân > taha
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] Fanomezan'ny mpampirafy ny vadiny tranainy rehefa maka vady vaovao izy: Manome taha [1.78]
 Karazan-tsazy atao onitry ny zavatra tsy ara-dalàna natao tamin' olona
Vola na zavatra nomen' ny lehilahy ny vadiny voalohany raha manaiky ny hirafy amin' ny vehivavy hafa io vehivavy io
Onitra nomen' ny mpiampanga ilay olona nampangaina raha ohatra ka voamarin' ny fampinomana fa tsy manan-tsiny ilay io
Fampitoviana olona na zavatra maro mba hahafantarana izay tsara na lehibe na ambony kokoa
Vola alatsaka ao anaty renirano hitana mba ho tafita soa aman-tsara ireo mita [1.1]
Explications en anglais A payment of compensation; a comparison [1.7]
Explications en français Compensation, dédommagement : comparaison [1.8]
 Taux [1.13]
 (toute l'île). Dédommagement donné par l'accusateur à l'accusé lorsque celui-ci était reconnu innocent ayant surmonté l'épreuve ordalique. Voir hazontaha. Aussi : préparations végétales propitiatoires, souvent accompagnées de menue monnaie, qu'on jetait dans la rivière avant de passer à gué, pour ne pas être happé par les crocodiles. [1.196]
Vocabulaire 
Dérivés 
 
Mots composés 

Entrée Tahân > taha
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tambahoaka] Fitsaboana [1.78]
 Fitsaboana [1.13]
Explications en français Soin [1.13]
Vocabulaire 
Mots composés 

Anagrammes 

Entrée Tahân > tahana (taha)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Enti-milaza ny vadibe nomena taha: Notahan-dRakoto Rasoa dia nampakatra bodokely indray ny anao lahy
Enti-milaza ny renirano nandatsahana vola mba ho tafita soa aman-tsara ny tena [1.1]
Morphologie 
Présent : tahana, tahako, tahanao, tahany, tahantsika, tahanay, tahanareo, tahan', tahan-, taham-, taha-
Passé : notahana, notahako, notahanao, notahany, notahantsika, notahanay, notahanareo, notahan', notahan-, notaham-, notaha-
Futur : hotahana, hotahako, hotahanao, hotahany, hotahantsika, hotahanay, hotahanareo, hotahan', hotahan-, hotaham-, hotaha-
Impératif : tahao

Entrée Tahân > Tahana
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Explications en anglais Tahana [2.996]
Explications en malgache  [1.38]
Explications en anglais Tahan [2.996]
Explications en français Tahân [2.996]
Vocabulaire 
Synonymes Tehena

Entrée Tahân > Tahana
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Explications en anglais Tahan [2.996]
Explications en français Tahân [2.996]
Vocabulaire 
Synonymes Tehena
Citations bibliques 

Anagrammes 

Tahân   
Tahana
Tahan [2.996]
Tahana
Tahana [2.996]
Tahan [2.996]
Tehena
Tahan [2.996]

Tahân   
Tahana
Tahân [2.996]
Tahana
Tahana [2.996]
Tahân [2.996]
Tehena
Tahân [2.996]